FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary ren’i Sanbala+ Horonita+ sy Tobia+ Amonita+ mpanompo izany ka sosotra+ izy ireo, satria nisy olona tonga mba hitady izay hahasoa ny zanak’Israely.

  • Nehemia 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha vao ren’i Sanbala+ fa nanorina indray ny manda izahay, dia tezitra+ sy nisafoaka mafy izy, ka nesoiny+ foana ny Jiosy.

  • Nehemia 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsarovy,+ ry Andriamanitro ô, izany nataon’i Tobia+ sy Sanbala izany, ary koa ny nataon’i Noadia mpaminanivavy+ sy ny mpaminany hafa izay nitady hampitahotra ahy foana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara