Fitomaniana 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+ Fitomaniana 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tafalentika ao anaty tany ny vavahadiny.+ Ary nanimba sy namotipotika ireo bara hidiny Izy.Any amin’ireo firenena izao ny mpanjakany sy ny andrianany.+ Tsy misy lalàna.+Ary tsy mahazo fahitana avy amin’i Jehovah ireo mpaminaniny.+
4 Misaona ireo lalan’i Ziona, satria tsy misy mandeha mamonjy fety.+Tsy misy olona intsony eny amin’ny vavahadiny rehetra,+ ary misento ny mpisorony.+Vonton’alahelo ireo virjininy, ary izy koa aza ory dia ory.+
9 Tafalentika ao anaty tany ny vavahadiny.+ Ary nanimba sy namotipotika ireo bara hidiny Izy.Any amin’ireo firenena izao ny mpanjakany sy ny andrianany.+ Tsy misy lalàna.+Ary tsy mahazo fahitana avy amin’i Jehovah ireo mpaminaniny.+