FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 4:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary haparitak’i Jehovah any amin’ny firenen-kafa+ ianareo, ka ho vitsy sisa+ ianareo any amin’ireo firenena izay handefasan’i Jehovah anareo.

  • Deoteronomia 30:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia hampodin’i Jehovah Andriamanitrao ireo olonao babo,+ ary hiantrany+ ianao ka hangoniny avy any amin’ny firenena rehetra nanaparitahan’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

  • Nehemia 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Mba tsarovy+ re, ny teny nandidianao an’i Mosesy mpanomponao hoe: ‘Raha mivadika amiko ianareo, dia haparitako any amin’ny firenen-kafa.+

  • Jeremia 50:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Ondry nania ny Israely.+ Liona no nampiely azy.+ Ny mpanjakan’i Asyria no nandrapaka azy tamin’ny voalohany.+ I Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona kosa no nikepokepoka ny taolany tamin’ity indray mandeha ity.+

  • Zakaria 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 ‘Ary naeliko nanerana ny firenena rehetra+ tsy fantany+ izy ireo, toy ny naelin’ny tafio-drivotra. Lasa lao ilay tany rehefa nilaozan’izy ireo, ka tsy nisy nandalo na niverina nankany.+ Ary lasa nigagan’ny olona ilay tany mahafinaritra,+ noho ny nataon’izy ireo.’”

  • Jakoba 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Jakoba,+ mpanompon’Andriamanitra+ sy mpanompon’i Jesosy Kristy Tompo, miarahaba ny foko roa ambin’ny folo+ any am-pielezana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara