2 Dia nesorin’ny mpanjaka ny peratra fanombohan-kaseny+ izay efa nalainy teny amin’i Hamana, ka nomeny an’i Mordekay. Ary notendren’i Estera hiandraikitra ny tao an-tranon’i Hamana i Mordekay.+
17 Ary nisy vato nalaina ka nanampenana ny vava lavaka. Ary nasian’ny mpanjaka tombo-kase tamin’ny peratra fanombohan-kaseny sy ny peratra fanombohan-kasen’ny olo-manan-kajany ilay vato, mba tsy ho azo ovana ny lalàna nampiharina tamin’i Daniela.+