Joba 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Andriamanitra anefa no nameno zava-tsoa ny tranon’ireny.+Ho lavitra ahy anie ny fisainan’ny ratsy fanahy!+ Salamo 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Sambatra+ ny olona tsy mandeha araka ny torohevitry ny ratsy fanahy,+Sy tsy mijoro eny amin’ny lalan’ny mpanota,+Ary tsy mipetraka eny amin’izay ipetrahan’ny mpaneso.+
18 Andriamanitra anefa no nameno zava-tsoa ny tranon’ireny.+Ho lavitra ahy anie ny fisainan’ny ratsy fanahy!+
1 Sambatra+ ny olona tsy mandeha araka ny torohevitry ny ratsy fanahy,+Sy tsy mijoro eny amin’ny lalan’ny mpanota,+Ary tsy mipetraka eny amin’izay ipetrahan’ny mpaneso.+