2 Tantara 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba+ koa izy, satria nanome saina azy hanao ratsy ny reniny.+ Joba 21:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy tompon’ny fahasambarany izy ireo.+Ho lavitra ahy anie ny fisainan’ny ratsy fanahy!+ Salamo 64:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Afeno aho mba tsy hisy fiantraikany eo amiko ny resaka mangingina ifanaovan’ny mpanao ratsy,+Sy ny tabataban’ny mpisompatra.+ Matio 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nikaon-doha+ izy ireo mba hisamborana an’i Jesosy amin-kafetsena, sy mba hamonoana azy ho faty. Asan’ny Apostoly 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa afaka andro maromaro, dia nikaon-doha hamono azy ny Jiosy.+
3 Nanao hoatran’izay nataon’ny ankohonan’i Ahaba+ koa izy, satria nanome saina azy hanao ratsy ny reniny.+
2 Afeno aho mba tsy hisy fiantraikany eo amiko ny resaka mangingina ifanaovan’ny mpanao ratsy,+Sy ny tabataban’ny mpisompatra.+