Salamo 56:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Manafika izy ireo, dia miafina,+Ary arahiny maso foana izay alehako,+Ka mifofo ny aiko izy ireo.+ Salamo 109:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa manoka-bava hamelezana ahy ny ratsy fanahy sy ny mpamitaka.+Milaza lainga momba ahy izy ireo.+