Josoa 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka tsy ho afaka am-bavanao+ ity boky misy ny lalàna ity. Ary vakio sy saintsaino andro aman’alina izany. Amin’izay ianao dia hitandrina tsara izay rehetra voasoratra ato,+ ka hahomby izay hataonao ary hanao zavatra amim-pahendrena ianao.+ Salamo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+Eny, ny lalàny no vakiny moramora andro aman’alina.+
8 Aoka tsy ho afaka am-bavanao+ ity boky misy ny lalàna ity. Ary vakio sy saintsaino andro aman’alina izany. Amin’izay ianao dia hitandrina tsara izay rehetra voasoratra ato,+ ka hahomby izay hataonao ary hanao zavatra amim-pahendrena ianao.+