Deoteronomia 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka ho ao am-ponao ireto teny andidiako anao anio ireto.+ Salamo 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny manao ny sitraponao no mahafinaritra ahy, Andriamanitra ô,+Ary ato anatiko ny lalànao.+ Hebreo 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany’, hoy i Jehovah: ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho,+ ary izy ireo ho oloko.+
10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany’, hoy i Jehovah: ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho,+ ary izy ireo ho oloko.+