Deoteronomia 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+ Malakia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tia anareo aho”,+ hoy i Jehovah. Hoy anefa ianareo: “Ahoana no ilazanao fa tia anay ianao?”+ Dia hoy i Jehovah: “Tsy rahalahin’i Jakoba ve i Esao?+ Tiako anefa i Jakoba,+
6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+
2 “Tia anareo aho”,+ hoy i Jehovah. Hoy anefa ianareo: “Ahoana no ilazanao fa tia anay ianao?”+ Dia hoy i Jehovah: “Tsy rahalahin’i Jakoba ve i Esao?+ Tiako anefa i Jakoba,+