FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Re teny am-pantsakana+ ny feon’ny olona sasany mpizara rano.

      Teny no nitantarany ny zavatra ara-drariny nataon’i Jehovah,+

      Sy ny zavatra ara-drariny nataon’ny olony monina eny ambanivohitr’Israely.

      Tamin’izay no nidinan’ny vahoakan’i Jehovah teny am-bavahady.

  • Salamo 17:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ataovy miavaka ny fanehoanao hatsaram-panahy,+ ry Mpamonjy an’izay mitady fialofana

      Mba tsy ho azon’ny mpikomy, dia ireo mikomy amin’ny tananao ankavanana.+

  • Salamo 60:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Mba hanavotana an’ireo tianao,+

      Dia vonjeo amin’ny tananao ankavanana izahay ka valio.+

  • Salamo 98:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nampahafantatra ny famonjeny i Jehovah.+

      Teo imason’ireo firenena no nampiharihariany ny fahamarinany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara