Eksodosy 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa noraisin’i Mosesy ny ra ary nafafiny teny amin’ny vahoaka+ sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena+ nataon’i Jehovah taminareo, momba izany teny rehetra izany.” Lioka 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Toy izany koa no nataony tamin’ny kaopy,+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy ireo. Dia hoy izy: “Ity kaopy ity no fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako,+ izay halatsaka ho anareo.+ Jaona 11:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 ary tsy ho an’ilay firenena ihany, fa mba hanangonany ho iray+ koa ireo zanak’Andriamanitra any am-pielezana.+
8 Koa noraisin’i Mosesy ny ra ary nafafiny teny amin’ny vahoaka+ sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena+ nataon’i Jehovah taminareo, momba izany teny rehetra izany.”
20 Toy izany koa no nataony tamin’ny kaopy,+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy ireo. Dia hoy izy: “Ity kaopy ity no fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako,+ izay halatsaka ho anareo.+
52 ary tsy ho an’ilay firenena ihany, fa mba hanangonany ho iray+ koa ireo zanak’Andriamanitra any am-pielezana.+