FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 6:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Aoka ianao ho tsara fanahy amiko, Jehovah ô, fa reraka tanteraka aho.+

      Sitrano aho,+ Jehovah ô, fa mangozohozo ny taolako.

  • Salamo 38:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsy misy tsy marary ny nofoko, noho ny fanamelohanao.+

      Ary na hatrany amin’ny taolako aza dia tsy misy fiadanana, noho ny fahotako.+

  • Isaia 57:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa izao no nolazain’ilay Avo, eny, Ilay Misandratra,+ izay mitoetra mandrakizay+ ary masina ny anarany:+ “Any amin’ny avo sy any amin’ny toerana masina aho no mitoetra,+ ary koa eo amin’ireo torotoro fo sy manetry tena,+ mba hamelombelona ny sain’ireo* manetry tena sy ny fon’ireo torotoro fo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara