Salamo 17:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miantso anao aho satria hamaly ahy ianao, Andriamanitra ô!+Aoka mba hanongilan-tsofina hihaino ny teniko ianao.+ Salamo 34:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny mason’i Jehovah mitsinjo ny olo-marina,+Ary ny sofiny mihaino ny antso vonjy ataon’izy ireo.+
6 Miantso anao aho satria hamaly ahy ianao, Andriamanitra ô!+Aoka mba hanongilan-tsofina hihaino ny teniko ianao.+