Salamo 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mihirà hira vaovao ho azy.+Tendreo araka izay fara fahaizanareo ny zavamaneno, ary manaova horakora-pifaliana.+ Salamo 96:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 96 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah.+Mihirà ho an’i Jehovah, ry mponin’ny tany manontolo.+ Salamo 149:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 149 Miderà an’i Jah!+Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Mihirà fiderana ho Azy eo anivon’ny fiangonan’ny olona tsy mivadika.+ Isaia 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mihirà hira vaovao+ ho an’i Jehovah! Hirao hatrany amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+ ry olona mivelona amin’ny ranomasina+ sy amin’izay rehetra ao aminy, ry nosy mbamin’ny mponina eo aminy!+
3 Mihirà hira vaovao ho azy.+Tendreo araka izay fara fahaizanareo ny zavamaneno, ary manaova horakora-pifaliana.+
149 Miderà an’i Jah!+Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Mihirà fiderana ho Azy eo anivon’ny fiangonan’ny olona tsy mivadika.+
10 Mihirà hira vaovao+ ho an’i Jehovah! Hirao hatrany amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+ ry olona mivelona amin’ny ranomasina+ sy amin’izay rehetra ao aminy, ry nosy mbamin’ny mponina eo aminy!+