FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 16:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mihirà ho an’i Jehovah, ianareo rehetra eto an-tany!+

      Ambarao isan’andro ny famonjena avy aminy!+

  • Salamo 33:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Mihirà hira vaovao ho azy.+

      Tendreo araka izay fara fahaizanareo ny zavamaneno, ary manaova horakora-pifaliana.+

  • Salamo 40:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Hira vaovao no nataony teo am-bavako,

      Eny, hira fiderana an’Andriamanitsika.+

      Maro no hahita izany, dia hatahotra,+

      Ka hatoky an’i Jehovah.+

  • Salamo 98:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+

      Fa mahagaga ny zavatra nataony.+

      Mahavonjy ny tanany ankavanana, eny, ny sandriny masina.+

  • Salamo 149:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 149 Miderà an’i Jah!+

      Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+

      Mihirà fiderana ho Azy eo anivon’ny fiangonan’ny olona tsy mivadika.+

  • Isaia 42:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mihirà hira vaovao+ ho an’i Jehovah! Hirao hatrany amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+ ry olona mivelona amin’ny ranomasina+ sy amin’izay rehetra ao aminy, ry nosy mbamin’ny mponina eo aminy!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara