FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Nataoko teo anatrehako mandrakariva i Jehovah.+

      Tsy hangozohozo aho satria izy eo ankavanako.+

  • Salamo 55:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Apetraho amin’i Jehovah izay manavesatra anao,+

      Fa izy no hanohana anao.+

      Tsy havelany hangozohozo mihitsy ny olo-marina.+

  • Ohabolana 12:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tsy hisy hanana fiainana milamina ny olona manao ratsy,+ fa ny marina kosa dia toy ny hazo mamaka tsara ka tsy mihozongozona.+

  • 2 Petera 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Noho izany, ry rahalahy, dia vao mainka tokony hanao izay rehetra azonareo atao ianareo mba ho azo antoka ny fiantsoana+ sy ny fifidianana+ anareo. Tsy ho lavo mihitsy+ ianareo, raha manao ireo zavatra ireo foana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara