Salamo 31:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Lasa olona fandatsa+ aho eo imason’izay rehetra mankahala ahy,+Ary indrindra fa eo imason’ny mpiara-monina amiko.+Nanjary natahoran’ny olom-pantatro aho.+Mandositra izy ireo rehefa mahita ahy eny ivelany eny.+ Salamo 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mandatsa ahy loatra ireo mankahala ahy, ka toy ny torotoro mihitsy ny taolako.+Ary milaza amiko foana izy ireo hoe: “Aiza ity Andriamanitrao?”+ Salamo 74:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mandra-pahoviana ny mpandrafy anao no mbola hanala baraka anao, Andriamanitra ô?+Hanamavo mandrakizay ny anaranao ve ny fahavalo?+ Salamo 79:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanjary nandatsa anay ny mpiara-monina taminay,+Ary naneso sy nanaraby anay ny manodidina anay.+ Salamo 89:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Sy ny nandatsan’ireo fahavalonao an’ilay voahosotrao, Jehovah ô,+Eny, ny nandatsan’izy ireo azy noho izay rehetra nataony.+ Romanina 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Na i Kristy aza mantsy tsy nanao izay nahafaly ny tenany.+ Izany dia araka ny voasoratra hoe: “Mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.”+
11 Lasa olona fandatsa+ aho eo imason’izay rehetra mankahala ahy,+Ary indrindra fa eo imason’ny mpiara-monina amiko.+Nanjary natahoran’ny olom-pantatro aho.+Mandositra izy ireo rehefa mahita ahy eny ivelany eny.+
10 Mandatsa ahy loatra ireo mankahala ahy, ka toy ny torotoro mihitsy ny taolako.+Ary milaza amiko foana izy ireo hoe: “Aiza ity Andriamanitrao?”+
10 Mandra-pahoviana ny mpandrafy anao no mbola hanala baraka anao, Andriamanitra ô?+Hanamavo mandrakizay ny anaranao ve ny fahavalo?+
51 Sy ny nandatsan’ireo fahavalonao an’ilay voahosotrao, Jehovah ô,+Eny, ny nandatsan’izy ireo azy noho izay rehetra nataony.+
3 Na i Kristy aza mantsy tsy nanao izay nahafaly ny tenany.+ Izany dia araka ny voasoratra hoe: “Mihatra amiko ny latsa nataon’ireo nandatsa anao.”+