Salamo 65:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Sambatra izay fidinao sy ampanatoninao,+Mba hitoetra eo an-tokotanin’ny tempolinao.+Ho afa-po tokoa izahay amin’ny zava-tsoa ao an-tranonao,+Dia ao amin’ny tempolinao masina.+
4 Sambatra izay fidinao sy ampanatoninao,+Mba hitoetra eo an-tokotanin’ny tempolinao.+Ho afa-po tokoa izahay amin’ny zava-tsoa ao an-tranonao,+Dia ao amin’ny tempolinao masina.+