1 Tantara 23:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Anjaran’izy ireo koa ny mijoro+ isa-maraina+ mba hisaotra+ sy hidera+ an’i Jehovah, ary toy izany koa amin’ny takariva. Salamo 103:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Derao i Jehovah, ry tafiny rehetra,+Dia ianareo mpanompony izay manao ny sitrapony.+ Salamo 135:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Miderà an’i Jehovah, ry taranak’Israely ô!+Miderà an’i Jehovah, ry taranak’i Arona ô!+ Lioka 1:68 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy! Jakoba 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah+ Raintsika,+ nefa izy io koa no anozonantsika+ ny olona izay noforonina “mba hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+
30 Anjaran’izy ireo koa ny mijoro+ isa-maraina+ mba hisaotra+ sy hidera+ an’i Jehovah, ary toy izany koa amin’ny takariva.
68 “Hisaorana anie i Jehovah, Andriamanitry ny Israely,+ satria nitsinjo sy nanafaka+ ny vahoakany+ izy!
9 Izy io no iderantsika an’i Jehovah+ Raintsika,+ nefa izy io koa no anozonantsika+ ny olona izay noforonina “mba hisy hitovizana amin’Andriamanitra.”+