Levitikosy 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “‘Raha misy olona*+ manota satria nandre fanozonana+ ampahibemaso sady vavolombelon’ny fahotana iray, na nahita na nahalala momba izany, nefa tsy niteny,+ dia hampamoahina noho ny fahadisoany izy. Nomery 25:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nanaraka an’ilay lehilahy israelita nankao an-tranolay izy. Koa nataony indray nandefona ilay lehilahy israelita sy ilay vehivavy, ka gorobaka hatrany amin’ny taovam-pananahan-dravehivavy. Dia nitsahatra ny loza nanjo ny zanak’Israely.+ 1 Samoela 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa ny mikomy+ dia mitovy amin’ny manao sikidy,+ izay fahotana, ary ny minia miana-kendry dia mitovy amin’ny mampiasa herin’ny maizina sy terafima.*+ Nanda ny tenin’i Jehovah+ ianao, ka laviny tsy ho mpanjaka.”+ Efesianina 5:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ary aza miaraka+ amin’izy ireny intsony amin’ny fanaovana ny asan’ny haizina+ tsy mahavoka-tsoa, fa aleo kosa tsy mankasitraka+ izany.
5 “‘Raha misy olona*+ manota satria nandre fanozonana+ ampahibemaso sady vavolombelon’ny fahotana iray, na nahita na nahalala momba izany, nefa tsy niteny,+ dia hampamoahina noho ny fahadisoany izy.
8 Ary nanaraka an’ilay lehilahy israelita nankao an-tranolay izy. Koa nataony indray nandefona ilay lehilahy israelita sy ilay vehivavy, ka gorobaka hatrany amin’ny taovam-pananahan-dravehivavy. Dia nitsahatra ny loza nanjo ny zanak’Israely.+
23 Fa ny mikomy+ dia mitovy amin’ny manao sikidy,+ izay fahotana, ary ny minia miana-kendry dia mitovy amin’ny mampiasa herin’ny maizina sy terafima.*+ Nanda ny tenin’i Jehovah+ ianao, ka laviny tsy ho mpanjaka.”+
11 ary aza miaraka+ amin’izy ireny intsony amin’ny fanaovana ny asan’ny haizina+ tsy mahavoka-tsoa, fa aleo kosa tsy mankasitraka+ izany.