Levitikosy 25:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Aza maka zanabola na tombony aminy rehefa mampisambotra azy,+ fa matahora an’Andriamanitrao,+ mba ho velona eo aminao ny rahalahinao. Deoteronomia 23:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Aza maka tombony amin’ny rahalahinao+ rehefa mampisambotra vola na sakafo+ na zavatra hafa mety ho azo akana tombony. Ezekiela 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Naka tombony izy+ na naka zanabola rehefa nampisambo-bola+ ka ho faty tokoa. Izany zava-maharikoriko rehetra izany no nataony,+ ka hovonoina ho faty tokoa izy. Ary izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+
36 Aza maka zanabola na tombony aminy rehefa mampisambotra azy,+ fa matahora an’Andriamanitrao,+ mba ho velona eo aminao ny rahalahinao.
19 “Aza maka tombony amin’ny rahalahinao+ rehefa mampisambotra vola na sakafo+ na zavatra hafa mety ho azo akana tombony.
13 Naka tombony izy+ na naka zanabola rehefa nampisambo-bola+ ka ho faty tokoa. Izany zava-maharikoriko rehetra izany no nataony,+ ka hovonoina ho faty tokoa izy. Ary izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+