FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Ary hoy koa Andriamanitra: “Andeha isika+ hanao olona araka ny endritsika,+ misy itovizana amintsika.+ Ary aoka hanaiky azy ny trondro any an-dranomasina sy ny biby manidina eny amin’ny lanitra sy ny biby fiompy ary ny tany manontolo sy ny biby mandady rehetra mihetsiketsika eny ambonin’ny tany.”+

  • Jaona 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Tamin’ny alalany no nisian’ny zava-drehetra,+ ary raha tsy noho izy dia tsy nisy na zavatra iray monja aza.

      Ny zavatra nisy

  • Jaona 17:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa ankehitriny, Ray ô, omeo voninahitra eo anilanao aho, dia ilay voninahitra nananako teo anilanao fony mbola tsy nisy izao tontolo izao.+

  • Kolosianina 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 satria izy no nampiasaina+ tamin’ny famoronana ny zavatra hafa rehetra any an-danitra sy etỳ an-tany, dia ny hita sy ny tsy hita, na fiandrianana izany, na fitondrana na fanjakana na fahefana.+ Tamin’ny alalany,+ ary ho azy, no namoronana ny zavatra hafa rehetra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara