FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny molotry ny hendry mampiely fahalalana,+ fa tsy mba toy izany kosa ny fon’ny tsisy saina.+

  • Isaia 50:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 I Jehovah Tompo Fara Tampony no nanome ahy ny lelan’ny efa nampianarina,+ mba hahafantarako izay tokony holazaina amin’ny olona reraka.+ Mamoha ahy isa-maraina izy, ka fohaziny ny sofiko mba handre toy ny sofin’ny olona efa nampianarina.+

  • Lioka 4:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Nidera azy daholo ny rehetra, ary gaga noho ny teny mahafinaritra+ naloaky ny vavany, ka hoy ireo: “Tsy zanak’i Josefa ve io e?”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara