FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 25:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Dia ren’i Davida fa maty i Nabala, ka hoy izy: “Hisaorana anie i Jehovah, izay niady ho ahy teo amin’ny fitsarana+ ka nanafaka ahy tamin’ilay fanalam-baraka+ nataon’i Nabala tamiko, sady nisakana ny mpanompony tsy hanao ratsy!+ Ary ny faharatsian’i Nabala dia natsingerin’i Jehovah teo an-dohany ihany!”+ Dia naniraka olona i Davida mba hilaza tamin’i Abigaila ny fangatahany azy ho vady.+

  • Ohabolana 31:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Mamitaka ny hatsaram-bika,+ ary zava-poana ny hatsaran-tarehy,+ fa ny vehivavy matahotra an’i Jehovah no hahazo dera.+

  • 1 Timoty 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Iriko koa ny vehivavy mba hihaingo amin’ny akanjo milamina tsara, sy amin’ny fomba maotina+ sy amim-pahendrena, fa tsy amin’ny randram-bolo niangaliana fatratra, na amin’ny volamena na perla na fitafiana tena lafo vidy.+

  • 1 Petera 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 fa aoka kosa ho ilay toetra+ miafina ao am-po, izay toy ny manao fitafiana tsy mety simba,+ dia ny toetra tony sy malemy paika,+ izay tena sarobidy eo imason’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara