FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hoy koa Andriamanitra taminy: “Satria izany zavatra izany no nangatahinao, fa tsy nangataka andro maro na harena+ na ny ain’ny fahavalonao ianao, fa nangataka saina mahiratra hoenti-mitsara,+

  • Ohabolana 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena,+ ary ny fahalalana an’Ilay Masina Indrindra no atao hoe fahiratan-tsaina.+

  • Ohabolana 18:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ny fon’ny mahira-tsaina miezaka hahazo fahalalana,+ ary ny sofin’ny hendry te hihaino fahalalana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara