Isaia 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa alohan’ny fijinjana, rehefa mivelatra tanteraka ny felam-boaloboka ka lasa voaloboka masaka ny voniny, dia hotapahina amin’ny antsy fandrantsanam-boaloboka ny laingony, ary hesorina ny sakelika. Eny, hokapaina ireny.+ Jaona 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izay sampany rehetra tsy mamoa eo amiko dia esoriny daholo.+ Ary izay mamoa kosa rantsanany hadio+ mba hamoa bebe kokoa.+
5 Fa alohan’ny fijinjana, rehefa mivelatra tanteraka ny felam-boaloboka ka lasa voaloboka masaka ny voniny, dia hotapahina amin’ny antsy fandrantsanam-boaloboka ny laingony, ary hesorina ny sakelika. Eny, hokapaina ireny.+
2 Izay sampany rehetra tsy mamoa eo amiko dia esoriny daholo.+ Ary izay mamoa kosa rantsanany hadio+ mba hamoa bebe kokoa.+