Deoteronomia 31:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy+ ianareo sady mafy hatoka.+ Mbola velona eto aminareo aza aho ankehitriny dia efa mikomy amin’i Jehovah ianareo,+ koa mainka fa rehefa maty aho? Isaia 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Lozan’ilay firenena mpanota,+ ilay vahoaka mavesa-keloka, taranaka mpanao ratsy+ sy zanaka mandoza!+ Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+ sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,+ ary efa niala taminy.+ Jeremia 44:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao ratsy mantsy izy ireo mba hampahatezitra ahy, satria nandeha nanolotra setroka ho sorona izy ireo+ ary nanompo andriamani-kafa, izay sady tsy fantany no tsy fantatrareo, ary tsy fantatry ny razanareo+ koa. Asan’ny Apostoly 7:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+
27 Fantatro tsara mantsy fa mpikomy+ ianareo sady mafy hatoka.+ Mbola velona eto aminareo aza aho ankehitriny dia efa mikomy amin’i Jehovah ianareo,+ koa mainka fa rehefa maty aho?
4 Lozan’ilay firenena mpanota,+ ilay vahoaka mavesa-keloka, taranaka mpanao ratsy+ sy zanaka mandoza!+ Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+ sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,+ ary efa niala taminy.+
3 Nanao ratsy mantsy izy ireo mba hampahatezitra ahy, satria nandeha nanolotra setroka ho sorona izy ireo+ ary nanompo andriamani-kafa, izay sady tsy fantany no tsy fantatrareo, ary tsy fantatry ny razanareo+ koa.
51 “Ry mafy hatoka, tsy voafora fo+ sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary tahaka ny nataon’ny razanareo ihany no ataonareo koa.+