FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Koa aoka ianareo hisikina lamba gony+ sy hikapo-tratra ary hidradradradra,+ satria mbola tezitra mafy amintsika foana i Jehovah.+

  • Fitomaniana 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Mitombina amin’ny tany sady mangina+ ny anti-panahin’i Ziona zanakavavy.

      Asian’izy ireo vovoka ny lohany,+ ary misikina lamba gony izy.+

      Ary ny virjinin’i Jerosalema dia miondrika ka mitehika amin’ny tany ny lohany.+

  • Joela 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Midradradradrà toy ny virjiny misikina lamba gony,+ eny, toy ny virjiny mitomany noho ny amin’ilay lehilahy ho vadiny.

  • Amosa 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia hovako ho fisaonana ny fetinareo,+ ary ho hira fisaonana ny hira rehetra fanaonareo. Hataoko misikina lamba gony ny olon-drehetra, ary hosolaina ny lohan’izy rehetra.+ Koa hataoko toy ny fisaonana zanaka lahitokana izany,+ ary ho toy ny andro mangidy no hiafaran’izany.’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara