Salamo 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana. Hebreo 8:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany’, hoy i Jehovah: ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho,+ ary izy ireo ho oloko.+
7 Tonga lafatra+ ny lalàn’i+ Jehovah sady mamelombelona.+Azo itokisana+ ny fampahatsiahivan’i+ Jehovah, mampahahendry+ an’izay mbola tsy dia nandia fiainana.
10 “‘Fa izao no fifanekena hataoko amin’ny taranak’Israely, rehefa afaka izany andro izany’, hoy i Jehovah: ‘Hataoko ao an-tsainy ny lalàko sady hosoratako ao am-pony.+ Dia ho Andriamaniny aho,+ ary izy ireo ho oloko.+