- 
	                        
            
            Mpitsara 6:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        13 Hoy anefa i Gideona taminy: “Miala tsiny aminao aho, tompoko, fa raha momba anay i Jehovah, nahoana no mianjady aminay izao zavatra rehetra izao?+ Ary aiza ny zava-mahagaga rehetra nataony+ izay notantarain’ny razanay taminay+ hoe: ‘Tsy avy tany Ejipta ve isika no nentin’i Jehovah niakatra?’+ Fa efa nahafoy anay mihitsy i Jehovah,+ ary efa natolony teo am-pelatanan’ny Midianina izahay.” 
 
-