Salamo 62:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Avy amin’Andriamanitra ny famonjena ahy sy ny voninahitro.+Vatolampy mafy sy fialofana ho ahy Andriamanitra.+ Salamo 71:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny fiderana anao no mameno ny vavako,+Ary ny hatsaranao no ambarako mandrakariva.+ Zakaria 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ho manda afo manodidina azy aho”,+ hoy i Jehovah, “ary ho heniky ny voninahitro izy.”’”+ Lioka 2:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 dia hazavana+ izay hanala ny zavatra manarona+ ny firenena+ sady voninahitry ny Israely olonao.”
7 Avy amin’Andriamanitra ny famonjena ahy sy ny voninahitro.+Vatolampy mafy sy fialofana ho ahy Andriamanitra.+