Salamo 96:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa mpanjaka i Jehovah.+Nanjary mafy orina ny tany lonaka ka tsy ho voahozongozona.+Hitsara ny olona araka ny hitsiny izy.”+ Salamo 98:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Fa mahagaga ny zavatra nataony.+Mahavonjy ny tanany ankavanana, eny, ny sandriny masina.+
10 Lazao amin’ireo firenena hoe: “Lasa mpanjaka i Jehovah.+Nanjary mafy orina ny tany lonaka ka tsy ho voahozongozona.+Hitsara ny olona araka ny hitsiny izy.”+
98 Mihirà hira vaovao ho an’i Jehovah,+Fa mahagaga ny zavatra nataony.+Mahavonjy ny tanany ankavanana, eny, ny sandriny masina.+