-
1 Samoela 18:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia nesorin’i Jonatana ilay akanjo tsy misy tanany nanaovany, ka nomeny an’i Davida. Nomeny azy koa ny akanjony hafa, hatramin’ny sabany sy ny tsipìkany ary ny fehikibony.
-
-
Estera 8:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary niala teo anatrehan’ny mpanjaka i Mordekay, nanao akanjom-boninahitra+ vita tamin’ny lamba manga sy lamba rongony. Nanao satroboninahitra volamena lehibe koa izy, sady nanao fitafiana ivelany tena tsara+ vita tamin’ny volonondry nolokoana volomparasy somary mena.+ Dia nihorakoraka sy faly be ny tao an-tanànan’i Sosana,+
-