FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 71:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Fa ianao no antenaiko,+ ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, ary ianao no efa nitokisako hatramin’ny fahatanorako.+

  • Ohabolana 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 sy nandao ny vadin’ny* fahatanorany+ sady nanadino an’ilay fifanekena nifanaovany tamin’Andriamaniny.+

  • Jeremia 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Mandehana manao antso avo ao Jerosalema hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah:+ “Tsaroako tsara ilay hatsaram-panahy feno fitiavana nanananao tamin’ianao mbola zaza!+ Tsaroako koa ilay fitiavanao tamin’ianao mbola fofombadiko,+ ary ilay nanarahanao ahy tany an-tany efitra, tany amin’ny tany tsy namafazam-boa!+

  • Hosea 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia homeko azy manomboka amin’izay ny tanimboalobony,+ ary ho varavaram-panantenana ny lemaka ivan’i Akora.+ Ary eo izy no hanaiky, toy ny tamin’ny andro fahatanorany+ sy tamin’ny andro niakarany avy tany Ejipta.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara