FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Indrisy fa lasa mpivaro-tena+ ilay tanàna tsy nivadika!+ Ny rariny no nanjaka tao fahiny,+ ary ny fahamarinana no nitoetra tao,+ nefa ankehitriny kosa dia mpamono olona no ao.+

  • Ezekiela 23:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa natolotro teo an-tanan’ireo lehilahiny izy,+ teo an-tanan’ireo zanakalahin’i Asyria, izay nampirongatra ny filany.+

  • Hosea 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Torio any amin’ny fitsarana ny reninareo.+ Eny, torio izy, fa tsy vadiko intsony,+ ary izaho tsy vadiny.+ Tokony hesoriny tsy ho eo anatrehany ny fijangajangany, ary tokony hesoriny tsy ho eo anelanelan’ny nonony ny fanitsakitsaham-bady nataony,+

  • Hosea 9:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Tao Gilgala no nanaovany ny zava-dratsy rehetra,+ ka voatery nankahala azy aho+ tao. Noho ny ratsy nataony no handroahako azy hiala ao an-tranoko.+ Ary tsy ho tia azy intsony aho,+ fa mafy loha ny andrianany rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara