FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 6:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Aza manaraka andriamani-kafa, dia ny andriamanitr’ireo firenena manodidina anao,+

  • Deoteronomia 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Fa raha sanatria manadino an’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo, ary manaraka andriamani-kafa sy manompo an’ireny sady miankohoka eo anatrehany, dia lazaiko marimarina aminareo anio fa ho ripaka tanteraka ianareo.+

  • Deoteronomia 11:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 ary ozona+ kosa, raha toa ianareo ka tsy mankatò ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo,+ fa mivily miala amin’ny lalana andidiako anareo anio ka manaraka andriamani-kafa tsy fantatrareo.

  • Jeremia 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ho sahala amin’io fehikibo tsy azo atao na inona na inona io koa ity vahoaka ratsy toetra ity, izay mandà tsy hankatò ny teniko,+ sy mandeha araka ny ditran’ny fony,+ ary manaraka andriamani-kafa mba hanompo an’ireny sy hiankohoka eo anatrehany.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara