FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 38:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Iza no nanao lakandrano ho an’ny rano be,

      Sy lalana ho an’ny rahon’oram-baratra,+

  • Isaia 45:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Mandrotsaha fahamarinana avy any ambony, ry lanitra!+ Aoka ny lanitra feno rahona hampikoriana fahamarinana.+ Aoka ny tany hisokatra, ka hamokatra famonjena sady hampitsimoka fahamarinana.+ Izaho Jehovah no namorona izany.”+

  • Jeremia 51:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Mampisamboaravoara ny rano eny amin’ny lanitra ny feony. Mampiakatra etona avy any amin’ny faran’ny tany izy,+ sady manao vavahadin-drano ho an’ny orana,+ ary mamoaka ny rivotra avy ao amin’ny trano fitehirizany azy.

  • Zakaria 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Mangataha orana amin’i Jehovah+ amin’ny fotoanan’ny oran-dohataona,+ eny, mangataha amin’i Jehovah, izay mampisy rahona mitondra oram-baratra,+ sy manome oram-be ho an’ny olona,+ ary manome zavamaniry eny an-tsaha ho an’ny tsirairay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara