Deoteronomia 32:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+ Salamo 36:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Jehovah ô, any an-danitra ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Ary tonga hatreny amin’ny rahona ny tsy fivadihanao.+ Salamo 89:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa hoy aho: “Ho mafy orina mandrakizay ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Ary ataonao tsara fototra any an-danitra ny tsy fivadihanao.”+
4 Tonga lafatra izay ataon’ilay Vatolampy,+Fa ara-drariny daholo ny lalany.+Andriamanitra mendri-pitokisana+ izy, ary tsy mba manao ny tsy rariny.+Marina sy mahitsy izy.+
5 Jehovah ô, any an-danitra ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Ary tonga hatreny amin’ny rahona ny tsy fivadihanao.+
2 Fa hoy aho: “Ho mafy orina mandrakizay ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+Ary ataonao tsara fototra any an-danitra ny tsy fivadihanao.”+