FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 13:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary hiteny anakampo+ ianao hoe: ‘Nahoana àry no manjo ahy izao?’+ Satria be ny fahadisoanao ka nesorina tsy hanarona ny fitanjahanao ny akanjonao.+ Ary noratraratraina ny voditongotrao.

  • Ezekiela 16:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary hatolotro eo an-tanan’ireny ianao. Dia horavany ny dongon-tany namboarinao,+ ary harodana ny toerana avo nataonao.+ Hendahany ny fitafianao+ sady ho lasany ny firavakao tsara tarehy,+ ary havelany mitanjaka sy miboridana eo ianao.

  • Hosea 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 sao hampitanjaka azy aho,+ sady hanao azy toy ny tamin’ny andro nahaterahany,+ ary hanao azy toy ny tany efitra+ sy tany tsy misy rano,+ ary sao hataoko matin’ny hetaheta+ izy.

  • Apokalypsy 17:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ary ny tandroka folo+ efa hitanao, sy ilay bibidia,+ dia hankahala an’ilay mpivaro-tena+ ka handroba izay ananany rehetra sy hampitanjaka azy, ary hanapitra ny nofony sy handoro azy tanteraka amin’ny afo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara