Levitikosy 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Havela hirehitra eo ambony alitara ny afo, fa tsy tokony ho faty. Dia handrehitra kitay+ eo isa-maraina ny mpisorona, sady handahatra ny fanatitra dorana eo ambony afo. Ary hodorany ny tavin’ny sorona iombonana mba hidona-tsetroka.+ Nomery 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ataovy ny andraikitrareo amin’ny toerana masina+ sy ny alitara,+ mba tsy hisy fahatezerana+ hihatra amin’ny zanak’Israely intsony.
12 Havela hirehitra eo ambony alitara ny afo, fa tsy tokony ho faty. Dia handrehitra kitay+ eo isa-maraina ny mpisorona, sady handahatra ny fanatitra dorana eo ambony afo. Ary hodorany ny tavin’ny sorona iombonana mba hidona-tsetroka.+
5 Ary ataovy ny andraikitrareo amin’ny toerana masina+ sy ny alitara,+ mba tsy hisy fahatezerana+ hihatra amin’ny zanak’Israely intsony.