Isaia 59:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa voatery mihemotra ny rariny,+ ary mijanona eny lavitra eny ny hitsiny.+ Fa tafintohina eny amin’ny tany malalaky ny tanàna ny fahamarinana, ary tsy tafiditra eny ny fahitsiana.+
14 Koa voatery mihemotra ny rariny,+ ary mijanona eny lavitra eny ny hitsiny.+ Fa tafintohina eny amin’ny tany malalaky ny tanàna ny fahamarinana, ary tsy tafiditra eny ny fahitsiana.+