FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 31:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Koa miverena+ amin’Ilay nikomian’ny zanak’Israely, fa lehibe ny fikomiana nataon’izy ireo taminy.+

  • Jeremia 3:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Miverena, ry zanako mpikomy+ ô”, hoy i Jehovah. “Fa efa lasa vadinao sy tomponao aho.+ Hakako iray isan-tanàna ianareo, ary roa isam-poko, ka hoentiko any Ziona.+

  • Hosea 14:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Miverena amin’i Jehovah Andriamanitrao, ry Israely ô!+ Fa ny fahadisoanao no nahalavo anao.+

  • Joela 2:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary ny fonareo no rovito,+ fa tsy ny akanjonareo.+ Dia miverena amin’i Jehovah Andriamanitrareo, fa tsara fanahy sy mamindra fo izy,+ sady tsy mora tezitra+ no be hatsaram-panahy feno fitiavana.+ Ary hanenina ny amin’ilay loza kasainy hampiharina izy.+

  • Zakaria 1:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 “Ary lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “‘Miverena amiko’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ‘dia hiverina aminareo aho’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.”’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara