FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 28:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hahazo fitahiana maro izay olona mendri-pitokisana,+ fa tsy hitoetra ho tsy manan-tsiny kosa izay maimay te hanan-karena.+

  • Jeremia 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Izao no nolazain’i Jehovah: “Aoka ny hendry tsy hirehareha amin’ny fahendreny,+ ary ny mahery tsy hirehareha amin’ny heriny,+ ary ny manankarena tsy hirehareha amin’ny harenany.”+

  • Zakaria 11:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Mamono azy+ ny mpividy, nefa tsy hatao ho helony izany.+ Ary hoy ireo mivarotra+ azy: “Hisaorana anie i Jehovah, fa ho mpanankarena aho!”+ Ary tsy miantra azy ny mpiandry azy.’+

  • Apokalypsy 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa hoy ianao: “Manankarena+ aho ary efa nahazo harena ka tsy mila na inona na inona intsony.” Tsy fantatrao anefa fa ory sy mampalahelo sy mahantra sy jamba+ ary mitanjaka ianao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara