Eksodosy 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy koa i Jehovah: “Hitako mihitsy ny fahorian’ny oloko any Ejipta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon’ireo manery azy hiasa. Fantatro tsara ny fijaliany.+ 2 Samoela 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Angamba hijery+ ny mason’i Jehovah, dia hanao soa amiko indray i Jehovah, ka tsy hampanan-kery izao ozon’i Simey androany izao.”+
7 Ary hoy koa i Jehovah: “Hitako mihitsy ny fahorian’ny oloko any Ejipta, ary efa reko ny fitarainany noho ny ataon’ireo manery azy hiasa. Fantatro tsara ny fijaliany.+
12 Angamba hijery+ ny mason’i Jehovah, dia hanao soa amiko indray i Jehovah, ka tsy hampanan-kery izao ozon’i Simey androany izao.”+