FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 29:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy izy tamin’ireo: “Mihainoa ahy, ry Levita! Hamasino+ ny tenanareo ary hamasino koa ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razanareo, ka avoahy avy ao amin’ny toerana masina ny zavatra tsy madio.+

  • Fitomaniana 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Nanota an-kitsirano i Jerosalema,+ ka lasa zava-maharikoriko.+

      Izay rehetra nanome voninahitra azy, dia lasa manao tsinontsinona azy+ satria nahita ny fitanjahany.+

      Misento koa izy+ ary mitodi-damosina.

  • Ezekiela 36:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Ry zanak’olona, nonina teo amin’ny taniny ny taranak’Israely, nefa nandoto azy io izy ireo, tamin’ny fitondran-tenany sy ny fanaony.+ Nanjary naloto toy ny vehivavy maloton’ny fadimbolana ny fanaon’izy ireo, teo imasoko.+

  • Ezekiela 36:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 “‘Hovonjeko ho afaka amin’ny fahalotoanareo rehetra ianareo.+ Ary hantsoiko ny varimbazaha ka hataoko vokatra be. Dia tsy havelako hisy mosary eo aminareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara