FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Rehefa niditra tao amin’ilay fasana izy ireo, dia gaga nahita tovolahy nanao akanjo fotsy lava nipetraka teo ankavanana.+

  • Lioka 24:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary raha mbola very hevitra teo izy ireo, dia indreo nisy lehilahy anankiroa nanao fitafiana nanjelanjelatra, nijoro teo anilany.+

  • Asan’ny Apostoly 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary raha mbola nibanjina ny lanitra teo ireo, raha iny lasa iny i Jesosy,+ dia indreo nisy roa lahy niakanjo fotsy+ nijoro teo anilan’izy ireo,

  • Apokalypsy 10:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary hitako fa nisy anjely mahery+ hafa iray nidina avy any an-danitra, nitafy rahona,+ sady nisy avana teo amin’ny lohany. Tahaka ny masoandro ny tarehiny,+ ary tahaka ny andry afo ny tongony,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara