FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 7:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tonga kosa ny Zanak’olona, nihinana sy nisotro, nefa hoy ianareo: ‘Olona tendan-kanina sy mpiboboka divay izy, sady naman’ny mpamory hetra sy ny mpanota!’+

  • Jaona 7:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nitakoritsika be ihany momba azy ny vahoaka.+ Hoy ny sasany: “Olona tsara fanahy izy.” Fa hoy kosa ny sasany: “Tsy tsara fanahy izy, fa mpamita-bahoaka.”

  • 1 Timoty 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 kanefa mpanevateva an’Andriamanitra aho taloha, sady mpanenjika+ no mpanambany olona.+ Nahazo famindram-po+ anefa aho, satria noho ny tsy fahalalako+ sy ny tsy finoako no nanaovako izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara