FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy, dia indreo ny reniny sy ny rahalahiny+ tonga tao ivelany, nitady hiresaka taminy.

  • Jaona 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Taorian’izany, dia nidina nankany Kapernaomy+ izy sy ny reniny sy ny rahalahiny+ ary ny mpianany, saingy tsy nijanona andro maro tao.

  • Asan’ny Apostoly 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia naharitra nivavaka tao anatin’ny firaisan-tsaina izy rehetra,+ mbamin’ny vehivavy sasany+ sy Maria renin’i Jesosy ary ny rahalahin’i Jesosy.+

  • 1 Korintianina 9:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Angaha izahay tsy manan-jo hitondra vady+ mpino, toy ny ataon’ny apostoly hafa rehetra sy ny rahalahin’ny Tompo+ ary Kefasy?+

  • Galatianina 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa tsy nahita apostoly hafa, ankoatra an’i Jakoba+ rahalahin’ny+ Tompo, aho.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara