Marka 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ren’i Heroda Mpanjaka izany, satria nanjary fanta-bahoaka ny anaran’i Jesosy. Ary hoy ny olona: “Nitsangana tamin’ny maty i Jaona Mpanao Batisa, ka izany no ahavitany fahagagana.”+ Lioka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ren’i Heroda lehibem-paritra ny zava-drehetra nitranga, ka tena very hevitra izy, satria nisy nilaza fa efa nitsangana tamin’ny maty i Jaona.+ Asan’ny Apostoly 4:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa efa nifamory teto amin’ity tanàna ity tokoa i Heroda sy Pontio Pilato,+ mbamin’ny hafa firenena sy ny vahoakan’Israely, hanohitra an’i Jesosy mpanomponao masina,+ ilay voahosotrao.+
14 Ren’i Heroda Mpanjaka izany, satria nanjary fanta-bahoaka ny anaran’i Jesosy. Ary hoy ny olona: “Nitsangana tamin’ny maty i Jaona Mpanao Batisa, ka izany no ahavitany fahagagana.”+
7 Ren’i Heroda lehibem-paritra ny zava-drehetra nitranga, ka tena very hevitra izy, satria nisy nilaza fa efa nitsangana tamin’ny maty i Jaona.+
27 Fa efa nifamory teto amin’ity tanàna ity tokoa i Heroda sy Pontio Pilato,+ mbamin’ny hafa firenena sy ny vahoakan’Israely, hanohitra an’i Jesosy mpanomponao masina,+ ilay voahosotrao.+